Teny iditra | baholy | ||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||
Fanazavàna teny malagasy | Manana maso mahiratra tsara ary tsara tarehy, toa falifaly lalandava [1.1] | ||
Kamban-teny |
| ||
Tsipelina hafa | baholimaso | ||
Fivaditsoratra | baholy, bilaho, biloha |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/24 |