|
|
|
|

Teny iditra1  baholimaso
Singan-teny  2  baholy, maso
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Manana maso mahiratra tsara ary tsara tarehy, toa falifaly lalandava
5  [1.1][baholy maso] bebe maso mahafinaritra
Fanazavàna teny anglisy  6  [1.2] [Provincial] fine-eyed, having beautiful eyes. See barimaso
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.3] Qui a de beaux et grands yeux
Tovy hevitra  8  baholy

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02