Teny iditra (1/4) | 1 baibo |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Adala, foka |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] obstinate, stubborn, contumacious, headstrong, foolish. |
Teny iditra (2/4) | 5 baibo |
Sokajin-teny | 6 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
7 [1.1] Mpandany harena tsy azo tenenina |
Teny iditra (3/4) | 8 baibo |
Sokajin-teny | 9 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
10 [1.78] [Taimoro]
lonaka, vokatra |
Teny iditra (4/4) | 11 baibo |
Sokajin-teny | 12 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
13 [1.78] [Bara]
tany lonaka amorondrano 14 [1.1] [Sakalava] Tanimboly voasafotry ny rano amin' ny fahavaratra 15 [1.78] [Sihanaka] [baibô] lohasaha lonaka |
Fanazavàna teny anglisy |
16 [1.2] [Provincial]
a field, a plantation near the water. See saha 17 [1.7] a moist fertile land in the river bottoms |
Fanazavàna teny frantsay |
18 [1.8] terre alluviale et humide des vallées 19 [1.196] Terre de décrue sur lesquelles on cultive en saison sèche ; par opposition aux terres dites hatsake où l'on fait des cultures sur brûlis en saison de pluies. [Sakalava] |
Voambolana |
20 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) |
Sampanteny |
|
Anaran-toerana |
|
Fivaditsoratra | 23 abibo, baboi, baboy, baibo, bobai, bobay |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |