Teny iditra (1/3) | 1 saha |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Bara]
tany lemaka 4 [1.78] [Sihanaka] lohasaha, tany lemaka 5 [1.78] [Tanala] lohasaha tanimboly 6 [1.1] Tany malalaka tsy misy ala na tanàna fa saika fambolena fotsiny (mitovy amin' ny "ambanivohitra" izy amin' ity hevitra ity) Mahafinaritra fa tsara rivotra ny mipetraka any an-tsaha Tany voavoly somary lehibebe izay saika matetika voafaritra; tanimboly: Kisolosolo tsara ny saham-boalobokay Hatreto no ho miantsinanana no misy ny sahanay |
Fanazavàna teny anglisy |
7 [1.2#536] the country, out of town; an orchard 8 [1.7] valley; a field, a garden; the country |
Fanazavàna teny frantsay |
9 [1.8] vallée; champ; jardin; la campagne |
Ohatra |
10 [2.472#172] Ny fandriana amin' ny alina dia lapa be eo an-tsisin' ny saha. |
Voambolana |
11 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Mpanahaka | 15 tantsaha |
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Anaran-toerana |
|
Ohabolana | 52 Ohabolana misy io teny saha io |
Teny iditra (2/3) | 53 saha |
Sokajin-teny | 54 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
55 [1.78] [Taisaka]
renirano |
Fanazavàna teny anglisy |
56 [1.2#536] [Provincial]
used for renirano |
Voambolana |
57 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) |
Teny iditra (3/3) | 58 saha |
Sokajin-teny | 59 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
60 [1.1] ozona, ompa |
Fanazavàna teny frantsay |
61 [1.3#557] insulte |
Fivaditsoratra | 62 hasa, saha |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |