|
|
|
|

Teny iditra1  baikobaiko
Fototeny  2  baiko
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny frantsay  4  [duplicatif fréquentatif] [1.3]
Ohatra  5  Fa ny manampy trotraka indray dia ireo valala be mandry tia baikobaiko, nefa tsy mahalala izay fanononana marina akory, ka tonga teny elanelany, tsy vazaha tsy gasy, no ataony. [2.285]
Haiendriteny 
6  Tsotra :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12