Teny iditra | baiko | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Famaritana malagasy | teny vahiny (noho izy tany am-boalohany narabina fihetsiky ny tanana mba ho azo tsara; araka izany ny teny vahiny ampiasaina ankehitriny dia tsy tokony hatao izany intsony) ¶ teny na famantarana ifanomezana ka tsy mety ho fantatr' izay olona ivelany hafa: Izao no baiko nifamantaran' ny mpikambana; namoha sy nanidy ny boko-palitaony ilay niteny ¶ teny nomena hotanterahina: Izany no baiko voaraiko, tompoko, ka tsy afa-manoatra aho ¶ didy fampahafantarana izay hatao: Indrisy! nisy namono teny andalana ilay miaramila nitondra baiko avy tamin' ny jeneraly ¶ teny na fihetsehan-tanana ifankahazoan-kevitra amin' ny olona moana na amin' ny biby: Mahalala baiko fatratra itỳ alikanao itỳ izany [Rajemisa 1985] | ||||
Ny atao hoe "Baiko" dia teny omena ny mp [...] [tohiny Rasamuel: Manjakadoria] | |||||
Fandikana anglisy | foreign words; words of command; password. [Richardson 1885] | ||||
a foreign word; a command [Hallanger 1973] | |||||
Fandikana frantsay | langage étranger; le mot d'ordre ou de passe, le commandement militaire, se dit aussi des exercices qu'on apprend aux animaux [Abinal 1888] | ||||
mot étranger; commandement [Hallanger 1974] | |||||
Sampanteny |
| ||||
Endriteny |
| ||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||
Ohatra |
| ||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |