Teny iditra | 1 baikoina |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Omena baiko: Nobaikoiny tamin' ny masony fotsiny ihany ilay alika dia niantsambotra teny amin' ilay olon-dratsy |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] to be spoken to in words of a foreign language; to be commanded. 5 [1.7] to be given orders |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] A qui on parle en langage étranger ou par signes, à qui on fait un commandement 7 [1.8] à qui on fait une commande |
Fototeny | 8 baiko |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 13 abaikony, akibonay, anakiboy, baikoina, baikonay, bikainao, bokainay, ibaikoan, ibikanao, kobainay, nibaikoa |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |