Teny iditra (1/5) | 1 bakaka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Taimoro, Taisaka, Tanosy]
saobakaka 4 [1.78] [Bara] sahona lehibe |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.82] [Taisaka]
crapaud |
Voambolana |
6 Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa |
Teny iditra (2/5) | 7 bakaka |
Sokajin-teny | 8 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
9 [1.78] [Bara]
ahitra toy ny katsaka 10 [1.1] [Sakalava] Anaran' ahitra lehibe izay mety hahatratra hatramin' ny roa na telo metatra |
Fanazavàna teny anglisy |
11 [1.2] [Sakalava]
a kind of millet (?) |
Fanazavàna teny frantsay |
12 [1.19] [Tankarana]
nom d'une grande herbe. 13 [1.196] (de bakaka, adjectif qui qualifie les gens ayant des dents particulièrement fortes et larges). [Sakalava] Nom donné au mil : Sorghum halepense (L.) Pers. (Poaceae). Ceux qui le mangent, c'est-à-dire autrefois, surtout les esclaves importés d'Afrique, sont censés avoir de grandes dents. Nom donné aussi par analogie, à de grandes Graminées spontanées, notamment: Sorghum brevicarinatum Snowden et Sorghum verticilliflorum (Steud.) Stapf. (Poaceae) Plantes toxiques pour le bétail, renfermant des glucosides cyanogènes. |
Voambolana |
14 Haizavamaniry: ahitra |
Anaran-toerana |
|
Anarana ara-tsiansa |
|
Teny iditra (3/5) | 18 bakaka |
Sokajin-teny | 19 mpamaritra |
Fanazavàna teny anglisy |
20 [1.2] [Provincial]
bulky, enormous |
Teny iditra (4/5) | 21 bakaka |
Sokajin-teny | 22 mpamaritra |
Fanazavàna teny anglisy |
23 [1.2] stupid, doltish, imprudent |
Teny iditra (5/5) | 24 bakaka |
Sokajin-teny | 25 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
26 [1.1] Enti-milaza nify mielanelana be toy ny banga Entina ilazana koa ny rary be maso tsy mikatona tsara: Tsy tiako ity tsihy ity fa bakaka be ohatra ny inona |
Fanazavàna teny anglisy |
27 [1.2] in the provinces it means badly woven, as a piece of cloth; badly plaited, as mats. |
Fivaditsoratra | 28 bakaka, kabaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |