Teny iditra (1/5) | 1 -bala |
Sokajin-teny | 2 endritenin' ny hoe vala |
Teny iditra (2/5) | 3 bala |
Sokajin-teny | 4 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
5 [1.1] Firaka boribory alefan' ny basy amin' ny herin' ny vanja |
Fanazavàna teny anglisy |
6 [1.2, 1.7] a bullet 7 [1.2] a ball 8 [1.7] a cartridge |
Fanazavàna teny frantsay |
9 [1.3, 1.8] balle 10 [1.3] boulet 11 [1.8] obus ; cartouche |
Voambolana |
12 Miaramila |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (3/5) | 22 bala |
Sokajin-teny | 23 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
24 [1.2] [Provincial]
poles, etc., used in carrying heavy burdens |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 30 Ohabolana misy io teny bala io |
Teny iditra (4/5) | 31 balà |
Sokajin-teny | 32 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana balana [Fitanisana] |
Teny iditra (5/5) | 33 Bala |
Sokajin-teny | 34 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny anglisy |
35 [2.996] Baal |
Fanazavàna teny frantsay |
36 [2.996] Baala |
Voambolana |
37 Soratra Masina |
Tovy hevitra | 38 baala, baala, baala |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 39 Toko sy andininy momba Bala |
Fivaditsoratra | 40 -bala, bala, balà |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |