|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  -balaka
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe valaka

Teny iditra (2/3)3  balaka
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5  [1.78] [Tambahoaka] volombava
6  [1.78] [Betsimisaraka] ivy mivoaka eo amin'ny vava raha vao terena ny tenda; volombava

Teny iditra (3/3)7  Balaka
Sokajin-teny  8  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  9  [2.996] Balak
Fanazavàna teny frantsay  10  [2.996] Balaq
Ohatra  11  [1.38] Tsy nety kivy balaka, fa naniraka andriandahy nalaza kokoa noho ireo indray.
Voambolana  12  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  13  Toko sy andininy momba Balaka
Lahatsoratra  14  Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Balaka

Fivaditsoratra  15  balaka, -balaka, kabala, lakaba

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/14