Teny iditra (1/3) | 1 -balaka |
Sokajin-teny | 2 endritenin' ny hoe valaka |
Teny iditra (2/3) | 3 balaka |
Sokajin-teny | 4 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
5 volombava [Tambahoaka]
[1.78] 6 ivy mivoaka eo amin'ny vava raha vao terena ny tenda; volombava [Betsimisaraka] [1.78] |
Teny iditra (3/3) | 7 Balaka |
Sokajin-teny | 8 anaran-tsamirery (ara-baiboly) |
Fanazavàna teny anglisy |
9 Balak [2.996] |
Fanazavàna teny frantsay |
10 Balaq [2.996] |
Ohatra |
11 Tsy nety kivy balaka, fa naniraka andriandahy nalaza kokoa noho ireo indray. [1.38] |
Voambolana |
12 Soratra Masina |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 13 Toko sy andininy momba Balaka |
Tsanganana sy sary iray takila |
14 Fitanisana |
Lahatsoratra |
15 Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Balaka |
Fivaditsoratra | 16 -balaka, balaka, kabala, lakaba, -balaka, balaka, kabala, lakaba |
Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30 |