Teny iditra | 1 bambandrano |
Singan-teny | 2 bambana, rano |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.62] ranomasina midadasika mandrakotra faritra lehibe amin' ny velaran' ny bolantany |
Voambolana |
5 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) |
Tovy hevitra | 6 bambandranobe, bambandranomasina, oseana |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/24 |