|
|
|
|

Teny iditra1  bambantrano
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.62] efitra midadasika, mazana, tsy misy rindrana fa andry no mitanty ny vesatry
Ohatra  4  [1.62] Manana bambantrano roa lehibe natao hitahirizana entana ny orinasa iasany
Singan-teny  5  bambana, trano

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/08