|
|
|
|

Teny iditra1  bambantrano
Singan-teny  2  bambana, trano
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.62] efitra midadasika, mazana, tsy misy rindrana fa andry no mitanty ny vesatry
Ohatra  5  Manana bambantrano roa lehibe natao hitahirizana entana ny orinasa iasany [1.62]

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/06