Teny iditra (1/3) | 1 bandy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
3 [1.13] bande |
Ohatra |
4 [2.499] Ny anarana no notakonany bandy taratasy kely. 5 [2.996] Niaraka tamin' izay kosa nesorin' ity mpaminany ny bandy teo ambony masony, ka fantatry ny mpanjakan' Israely fa isan' ny mpaminany izy. |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/3) | 10 bandy |
Sokajin-teny | 11 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
12 [1.60.mg#56] tovolahy |
Fanazavàna teny frantsay |
13 [1.60.fr#56] jeune homme, gars, mec, zigue. On notera que ce qui était en français un nom collectif en vient à désigner en malgache l'individu membre de la bande |
Ohatra |
14 [2.4] Tena "bandy" tsara ialahy, hoy ny tompon-trano. |
Teny iditra (3/3) | 15 bandy |
Sokajin-teny | 16 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
17 [1.60.mg#57] lehilahy na tovolahy ratsy saina, tsy mahatoky, jiolahim-boto |
Fanazavàna teny frantsay |
18 [1.60.fr#57] malfaiteur, voyou |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |