|
|
|
|

Teny iditra1  banga ridana
Singan-teny  2  banga, ridana
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] tsy misy nify na dia iray aza
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] (bangaridana) To be toothless.
6  [1.7] having some teeth missing
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.8] édenté
Ohatra  8  Nisy Rangahibe poamaso ila, be volombava sady banga ridana nampitahotra ahy. [2.332#3]
9  Inona no ilain'ialahy no aty ialahy no mianakendry manani-bohitra, hoy ity sakalava bangaridana. [2.895#100]
Voambolana  10  Fahasalamana
Tovy hevitra  11  banga nify
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10