|
|
|
|

Teny iditra1  banga ridana
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] tsy misy nify na dia iray aza
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] (bangaridana) To be toothless.
5  [1.7] having some teeth missing
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] édenté
Ohatra  7  [2.332#3] Nisy Rangahibe poamaso ila, be volombava sady banga ridana nampitahotra ahy.
8  [2.895#100] Inona no ilain'ialahy no aty ialahy no mianakendry manani-bohitra, hoy ity sakalava bangaridana.
Voambolana  9  Fahasalamana
Singan-teny  10  banga, ridana
Tovy hevitra  11  banga nify
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10