Teny iditra | 1 banga ridana |
Singan-teny | 2 banga, ridana |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] tsy misy nify na dia iray aza |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] (bangaridana) To be toothless. 6 [1.7] having some teeth missing |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] édenté |
Ohatra |
8 Nisy Rangahibe poamaso ila, be volombava sady banga ridana nampitahotra ahy. [2.332#3] 9 Inona no ilain'ialahy no aty ialahy no mianakendry manani-bohitra, hoy ity sakalava bangaridana. [2.895#100] |
Voambolana |
10 Fahasalamana |
Tovy hevitra | 11 banga nify |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10 |
![]() |