Teny iditra | 1 bango anakova |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] [Betsileo]
Randram-bolon' ny zanak' andriana betsileo, mipetaka manodidina ny sofina sy ny hatoka ny randrana |
Voambolana |
4 Fandram-bolo |
Singan-teny | 5 bango, anakova |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |