Teny iditra | bangoina (bango) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Raotina dia randranina: Mba bangoy ny vobonao, ry Ketaka, vao miantsena [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | See bango [1.2] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny bangoina io | ||||||||
Fivaditsoratra | angabony, bangoina, bongaina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |