|
|
|
|

Teny iditra1  bankin-draharaha
Singan-teny  2  banky, raharaha
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.13] banky mandray anjara amin'ny fampiasam-bola any amin'ny fanjarianasa, ary afaka mampisambo-bola amin'ny fe-potoana salasalany sy lava
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.13] banque d'affaires
Voambolana  6  Toe-karena: ara-bola ary fitantanana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01