Teny iditra raharaha
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Asa andaniana ny andro: Mikarakara tokantrano no mazàna raharahan' ny vehivavy mandritra ny andro
¶ Anton' asa ivelomana: Manjaitra no raharahan-dRanaivo
¶ Asa, taozavatra, lahasa: Misy raharaha kely home/ta anao raha manam-potoana ianao
¶ Adidy: Aza miditra amin' izany ianao fa tsy raharahanao izany [Rajemisa 1985]
   taozavatra madinika ao antokantrano [SLP: Voambolana]
Famaritana anglisy   occupation, work, business, employment. Comp. the provincial Raha. [Richardson 1885]
   affairs, business, work [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   affaires; occupation, travail [Hallanger 1974]
Famaritana frantsay   ouvrage [SLP: Voambolana]
Ohatra   Herinandro iny ihany dia nokarakaraina ny raharaha. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 93]
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2017/04/06