Teny iditra banky fametraham-bola
Singan-teny banky ; fametrahana ; vola
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Banky mandray petra-bola avy amin'ny olon-tsotra ary mampiasa izany amin'ny fampindramana amin'ny fepotoana fohy [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Banque de dépôt [1.13]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16