Teny iditra vola
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Metaly sarobidy, izay fotsy mamirapiratra, anaovana vola sy firavaka [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   silver [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   argent [Hallanger 1974, SLP: Voambolana]
Voambolana  
Fitovian-keviteny   volafotsy
Teny nalaina  
Haianarantany   Anaran-toerana misy ity teny vola ity (13)
Ambalavola
Ambatovola
Ambohibola
  Ambohimanambola
Amparafaravola
Amparafaravolakely
  Andranovola
Androrangavola
Anosivola
  Ivola
Sahavola
Vohibola
  Volazato
Fifanahafana   Ag ~ firaketan'i Mendeleiev

Teny iditra vola
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Taratasy na metaly misy sary ary voamarika, ataon' ny fanjakan' ny tany tsirairay avy, ka manan-kery amin' io tany io hahazoana mividy zavatra: Tsy azo vidim-bola aman-karena izahy [Rajemisa 1985]
   drala [SLP: Voambolana]
Famaritana anglisy   money in general [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   argent; monnaie [Hallanger 1974, SLP: Voambolana]
Voambolana  
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Lahatsoratra  
Haianarantany   Anaran-toerana misy ity teny vola ity (0)

Teny iditra vola
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taisaka] volana mpanazava alina [Rakotosaona 1972]

2017/06/29