|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  barabara
Fototeny  2  bara
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fampiasa matetika kokoa noho ny hoe bara: Farina (feo): Barabara feo ianao izany
Tsy ampiampy (saina): Olona barabara saina
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] hoarse, having a rough voice; foolish. See farimpeo
Sampanteny 
6  Matoantenin' ny mpanao :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)9  barabara
Sokajin-teny  10  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  11  [1.78] [Taisaka] mitavozavoza
Fanazavàna teny frantsay  12  [1.82] [Taisaka] maladroit, qui gâche tout ce qu'il fait
Ohatra  13  fa raha ny be sy ny maro kosa dia mbola barabara avokoa : ny tokantranony maloto, ny fitafiany ratsy sady tsy ampy [2.113#]

Fivaditsoratra  14  barabara, rabaraba

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02