Teny iditra baraingo
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Bila, bingo [1.1]
Sampanteny 
 

Teny iditra baraingo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Mari-pijanonan-tsoratra "?" misolo ny teboka raha manontany: Iza no tonga teto anikeheo? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Question mark [3.1]
Fanazavàna teny frantsay Point d'interrogation (grammaire) [1.5]
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila Mari-tsoratra

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/11/23