Teny iditra fanabaraingoana (baraingo)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanaovana izay hahatonga baraingo, meloka, biloka: Toa ho sarotra ny fanabaraingoana io metaly io izany! [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20