Teny iditra barara
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fiaikena ny marina ka milaza ny tena izy; fisehoan' ny marina ka mampiharihary ny tena izy [Rajemisa 1985]
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra barara
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taimoro] tomany, fitomaniana, fitarainana [Rakotosaona 1972]

Teny iditra barara
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taimoro] tsikoza (vorona) [Rakotosaona 1972]
Voambolana  

Teny iditra barara
Sokajin-teny   anarana
Famaritana frantsay   [Betsileo] Nom du manioc, Manihot utilissima Pohl (Euphorbiaceae), bouturé en vert-rameaux portant encore des feuilles avant la fin de la saison des pluies (en février ou mars). [Boiteau: Végétaux]
Voambolana  
Anarana siantifika   Manihot utilissima

Teny iditra barara
Sokajin-teny   anarana
Famaritana frantsay   (vieux mot malgache probablement dérivé d'un mot malais). Nom donné à l'inflorescence des Araceae, notamment de la saonjo, Colocasia esculenta (L.) Schott . D'où le verbe mamarara : fleurir quand il s'agit des Aracées. Les anciens prétendaient que cette floraison de la saonjo était un mauvais présage. [Boiteau: Végétaux]
Voambolana  
Anarana siantifika   Colocasia esculenta

2017/12/07