Teny iditra | 1 baribariana |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] tsy mbola mandroso amin' ny fombam-piainana ambony, tsy mahalala fomba: Raha tsy otona baribariàna ka hanao ny tongotra eny ambony fiankinana amin' ny seza ! masiaka sy tsy mamindra fo: Olona baribariàna no nahavita izao vonoana mahatsiravina izao 4 [1.353#I] Fomba fiteny fahiny io ary tsy nanan-kevitra ny hanambany ny Bara akory fa fanavahana ireo afaka nianatra sy ireo tsy mba nandia fianarana fotsiny. |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] barbares |
Ohatra |
6 [2.113] Ny fifanarahany tamin' ny Englisy no nampandroso azy mihoatra noho ny manodidina azy izay samy baribariana na ny mpanjaka na ny vahoaka. |
Fivaditsoratra | 7 baribariana, irabarabany, rabarabainy |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |