Teny iditra (1/3) | 1 -barika |
Sokajin-teny | 2 endritenin' ny hoe varika |
Teny iditra (2/3) | 3 barika |
Sokajin-teny | 4 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
5 [1.1] Areti-mifindran' akoho: Voan' ny barika ny akohonay |
Fanazavàna teny anglisy |
6 [1.2] the name of a disease which suddenly proves fatal to fowls, etc. Same as BEARIKA. |
Voambolana |
7 Haibiby: fitsaboina momba ny biby |
Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny barika io |
Teny iditra (3/3) | 9 barika |
Sokajin-teny | 10 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
11 [1.78] [Betsimisaraka]
lava-drano, vovon-drano 12 [1.1] [frantsay barrique] Fitoeran-drano na divay lehibe vita amin' ny hazofisaka mivolantsinana natambatambatra voafehina vy boribory mitana azy tsy hivaha, atao hoe fehim-barika |
Fanazavàna teny anglisy |
13 [1.2] a cask, a barrel. [Fr. Barrique.] 14 [1.7] [French barrique] a barrel, a cask |
Fanazavàna teny frantsay |
15 [1.8] barrique, tonneau |
Ohatra |
16 Izany no nahazoany basy dimampolo sy vanja telo barika kely. [2.508#] |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 18 Ohabolana misy io teny barika io |
Fivaditsoratra | 19 baraky, barika, -barika, kabari, kabary, kabira |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |