Teny iditra | 1 varika |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Karazana gidro kely, ny rambony misoratra mitapatapaka 4 [1.13] anarana iombonan'ny amboanala isan-karazany |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] a smallish brown lemur 6 [2.233] Common brown lemur (Eulemur fulvus fulvus) red-fronted brown lemur, rufous brown lemur (Eulemur fulvus rufus) white-fronted brown lemur (Eulemur fulvus albifrons) Sanford's brown lemur (Eulemur fulvus sanfordi) white-collared brown lemur (Eulemur fulvus albocollaris) collared brown lemur (Eulemur fulvus collaris) |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.54] petit lémurien, le macoco à queue annelée 8 [1.8] petit lémurien brun 9 [1.13] lémurien 10 [2.233] Lémur brun (Eulemur fulvus fulvus) lémur à front roux (Eulemur fulvus rufus) lémur à front blanc (Eulemur fulvus albifrons) lémur e Sanford (Eulemur fulvus sanfordi) maki à fraise, lemur à collier blanc (Eulemur fulvus albocollaris) lémur à collier roux (Eulemur fulvus collaris) |
Ohatra |
11 [1.445#] izay mbola nametraka an' i Madagasikara ho loha-laharana eo amin' ny asa fiarovana ireo varika eto amintsika. |
Voambolana |
12 Haibiby: mampinono |
Kamban-teny |
|
Anaram-biby |
|
Anaram-javamaniry |
|
Renianarana |
|
Anarana iray reny |
|
Ohabolana | 95 Ohabolana misy io teny io |
Tsanganana sy sary iray takila |
96 Ny Gidro |
Fivaditsoratra | 97 kirava, ravaky, vaki-ra, vaky ra, varika |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/28 |
![]() |