Teny iditra | basivava | ||||
Singan-teny | basy ; vava | ||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka] Bevava, maresa-bava, olona tia miresaka ary tsy mety reraka miteny ka tsy misy andraisan'ny hafa [1.78] | ||||
Mahery miteny, tia miteny tsy an-kijanona, olona mpiteniteny izaitsizy, mipoapoa-bava toy ny basy: Tsy nahita olona basivava ohatra an' iny Rakoto iny aho: izany lahy ka azy irery ny fitenenana mandritra ny adiny iray Olona mpilaza habobo, mpirehaka Olona tsy mahatam-bava ka milaza izay tsy tokony bambara: Ise indray izao, Rabary, no basivava nitantara izany tany amin-dry zoky tany [1.1] | |||||
Fanazavàna teny anglisy | Loud-mouthed [1.2, 1.7] | ||||
Noisy [1.2] | |||||
Indiscreet [1.7] | |||||
Fanazavàna teny frantsay | Hâbleur, indiscret [1.8] | ||||
Ohatra |
| ||||
Tovy hevitra | vavàna | ||||
Zanakanarana | |||||
Fivaditsoratra | basivava, Basy Vava, vavabasy |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/24 |