Teny iditra | 1 batemy an-kamehana |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Batemy tsorina dia tsorina, tsy asiana ny fombafomba rehetra, noho ny hamehana fa marary ny zaza na atahorana ho tsy azo |
Singan-teny | 4 batemy, an-kamehana |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |