Teny iditra (1/2) | 1 batry |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Enti-milaza: Ny voan-javatra vaventy mifantsifantsy Ny nify makadiry sady somary misy elanelany kely: Batry nify ilay zazakely hitako tarỳ |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] having large teeth. |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 6 batribatry |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny batry io |
Teny iditra (2/2) | 9 batry |
Sokajin-teny | 10 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
11 [1.196] Herbe indéterminée. [Betsimisaraka]
|
Voambolana |
12 Haizavamaniry |
Fivaditsoratra | 13 batry, bitra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |