Teny iditra -bavy
Sokajin-teny endritenin' ny hoe vavy
Kamban-teny 

Teny iditra bavy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Teny iantsoan' ny anadahy ny anabaviny rehefa miresaka: Aza misahirana manao sakafo ho ahy, ry bavy, fa efa nihinana aho fony niala tany an-trano [1.1]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/22