|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1  -bay
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe vay

Teny iditra (2/5)3  bay
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5  vay [Taimoro, Taisaka, Bara, Sihanaka, Tanala, Tanosy] [1.78]
6  fery [Bara, Sihanaka, Tanala, Tanosy] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  7  a wound, a hurt, a boil. See fery, and vay [Provincial] [1.2]
8  for vay [Provincial] [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9  plaie [Taisaka] [1.82]
10  pour vay [Provincial] [1.8]
Ohatra  11  Ñy bay afake diakoa tsy naharare (Rehefa sitrana ny vay hoatra ny tsy naharary) [1.78]
Voambolana  12  Fahasalamana
Sampanteny 
13  Matoantenin' ny iharana :
Tsipelina hafa  14  bae

Teny iditra (3/5)15  bay
Sokajin-teny  16  anarana
Fanazavàna teny anglisy  17  a grandfather or grandmother [Provincial] [1.2]
Voambolana  18  Fifandraisana: fianakaviana
Kamban-teny 

Teny iditra (4/5)20  bay
Sokajin-teny  21  anarana
Fanazavàna teny anglisy  22  helo-drano [1.17]
Voambolana  23  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)

Teny iditra (5/5)24  bay
Sokajin-teny  25  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  26  to bay : mivovò#mg.av [1.17]
Voambolana  27  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  29  aby, -bay, bay, aby, -bay, bay

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/09