Teny iditra helodrano (heloka, rano)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fivilian-drano izay toa iangonan' ny rano noho ny toerana tsy mahitsy
¶ (helo-drano) ilazana ny rano mitsopaka any afovoan' ny tany izay lalovan' ny ony [Rajemisa 1985]
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2009/11/16