Teny iditra beaty
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsimisaraka] aretina mandripaka ny vorona ompiana [Rakotosaona 1975]
Voambolana 
Mpitovy hevitra biaty

Teny iditra beaty
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Sakalava] (de be : grosse et aty : moelle ; qui a une grosse moelle). Vernonia mecistophylla Baker (Asteraceae). Grand arbuste à tiges cassantes, riches en moelle, de saveur très amère. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Vernonia mecistophylla

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31