|
|
|
|

Teny iditra1  beazina
Fototeny  2  be
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  Atao izay hahalehibe aratsaina sy ara-panahy, tezaina, velomina, ampianarina: Nobeazina tamin' ny fahatahorana an' Andriamanitra ny zaza malagasy fahiny [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  9  biazina

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05