Teny iditra bedibedena (bedibedy (bedy))
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  bedibedesina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be talked to incessantly, to be tattled to [1.2]
 To be scolded [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on gronde à tort et à travers: Aza bedibedenao toy izany ny zanakao (Ne grondez pas ainsi votre enfant sans rime ni raison) [1.3]
 Qu'on gronde [1.8]
Ohatra Hoy Ilaidama: «Andeha hitsangantsangana any, mba hizahako an-dRasoabe sy Rasoamasay, fa lazain'ny olona hoe: « Tsy bedibedena ny rano; [2.298]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : bedibedena, bedibedeko, bedibedenao, bedibedeny, bedibedentsika, bedibedenay, bedibedenareo, bedibeden', bedibeden-, bedibedem-, bedibede-
Ny lasa : nobedibedena, nobedibedeko, nobedibedenao, nobedibedeny, nobedibedentsika, nobedibedenay, nobedibedenareo, nobedibeden', nobedibeden-, nobedibedem-, nobedibede-
Ny hoavy : hobedibedena, hobedibedeko, hobedibedenao, hobedibedeny, hobedibedentsika, hobedibedenay, hobedibedenareo, hobedibeden', hobedibeden-, hobedibedem-, hobedibede-
Filaza mandidy : bedibedeo
Tovy hevitra bedibedesina

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20