Teny iditra | bedibedy (bedy) | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Famaritana malagasy | Rediredy: Tsy tohako ny bedibedin' itỳ marary eto anilako itỳ ¶ Fimenomenonana miverimberina, teny misesisesy sy lavareny: Tsy misy farany ny bedibedin' Ingahy mpampiasa ¶ Anatra na faniniana mazàna lavareny: Tsy body alina intsony aho fa tsy laitrako ny bedin' i Neny ¶ Tenenina, tezerana: Ho bedin' ny mpampianatraaho fa tsy nahavita ny entimody [Rajemisa 1985] | ||||||
Famaritana anglisy | tattle, loquacity, idle talk, chichat. [Onomatopoetic; comp. Gr. Battologien; Hbe. Bata; Eng. Babble.] [Richardson 1885] | ||||||
prattling, idle talk; a scolding [Hallanger 1973] | |||||||
Famaritana frantsay | paroles oiseuses ; action de gronder [Hallanger 1974] | ||||||
Sampanteny |
| ||||||
Teny mitovy hevitra | bedy | ||||||
Ohatra |
| ||||||
2017/03/27 |
![]() |