Teny iditra | 1 be hambo |
Singan-teny | 2 be, hambo |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] be rehareha ary tsy mety handefitra; mandoka tena tafahoatra sy milaza ho manana sy mahay izao sy izao |
Fivaditsoratra | 5 be hambo, hobabem |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |