|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  behatoka
Singan-teny  2  be, hatoka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Anaram-bola frantsay, ilay niasa tamin' ny andron' i Louis XIII sy Charles X, izay nampiasaina koa ho farantsa taty Madagasikara, mitovy amin' ny Tsanganolona, Tanamasoandro, Malamakely.,.; be hatoka ny fahitana ny mpanjaka tamin' ireo vola ireo, ka izany no nahatonga ny anarany
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] a kind of dollar
Fanazavàna teny frantsay  6  [2.415#6619] à forte tête, à grosse nuque. Les pièces de cinq francs à l' effigie de Louis XVIII et de Charles X de France, à cause de la forte tête des Bourbons
7  [1.196] la nuque, la partie arrière de la tête
Ohatra  8  ny vola behatoka dia mbola vola frantsay koa, ilay niasa tamin' ny andron' i Louis XIII sy Charles X: be hatoka no fijerin' ny Malagasy ny sarin' ireo mpanjaka ireo teo amin' ny vola. [2.436#]
9  Ny amy ny vola 160 Ny vola, na ngita, na tanamasoandro, na tsanganolona, na tokazo, na malamakely, na behatoka, na tombotsisina, dia atao - 106 - - 407 - mitovy ny fandraisana azy, na ny fanakalozan' azy, raha samy tsara; [1.123#]
Voambolana  10  Toe-karena: ara-bola ary fitantanana

Teny iditra (2/3)11  behatoka
Singan-teny  12  be, hatoka
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny anglisy  14  [1.2] an inferior kind of rice
Fanazavàna teny frantsay  15  [1.196] Nom d'un riz sauvage : Oryza longistaminata A. Chev. & Roehr. (Poaceae).
Voambolana  16  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (3/3)18  behatoka
Singan-teny  19  be, hatoka
Sokajin-teny  20  anarana
Fanazavàna teny anglisy  21  [1.2] A species of tobacco with long stalks
Fanazavàna teny frantsay  22  [1.196] Variété de tabac ayant au sommet une tige très épaisse et de gros noeuds ; elle aime les sols marécageux. On la cultive pour la production du tabac à chiquer malgache. [Merina]
Voambolana  23  Haizavamaniry

Fivaditsoratra  24  behatoka, betohaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21