Teny iditra bemandomba
Singan-teny be ; mandomba
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Be handrina be, manana handrina toa mandondona, mandroso mitatao eo amboy maso [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/05