Teny iditra be maso (be, maso)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy mana-maso makadiry
¶ Ilazana ny rary tsihy na ny sobika izay vaventy ny mason-drary fa tsy mihaika tsara [Rajemisa 1985]

2012/07/22