|
|
|
|

Teny iditra1  be maso
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] mana-maso makadiry
Ilazana ny rary tsihy na ny sobika izay vaventy ny mason-drary fa tsy mihaika tsara
Ohatra  4  [2.654#] Fa hianao Ranavalomanjaka, fahiray ny Roa amby ny Folo Manjaka, fanovan' Andrianampoinimerina, ombalahy bemaso nahary fenitra any Imerina, sy Radama-manjaka Rainy namory ny anivony ny riaka.
Singan-teny  5  be, maso

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07