|
|
|
|

Teny iditra1  bemihimpa
Singan-teny  2  be, mihimpa
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] andia-mpanompo nilefa fahizay izay niray dia mba handroba na hangalatra
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] Bands of fugitive slaves and other going about and living by brigandage
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3#247] Nom donné aux esclaves fugitifs et formés en bandes de voleurs.
Tsipelina hafa  7  bemihimpy

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/05