Teny iditra | 1 be mihimpy |
Singan-teny | 2 be, mihimpy |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mpandositra na mpandao fonenana tafatambatra, izay mazàna tonga olon-dratsy 5 [1.1] andia-mpanompo nilefa fahizay izay niray dia mba handroba na hangalatra |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] nom donné aux esclaves fugitifs et formés en bandes de voleurs |
Tsipelina hafa | 7 bemihimpa |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/04 |
![]() |