|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  benjamina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Karazan-javamaniry misy voninkazo mena madinidinika izay matetika totototoin' ny ankizy ka apetany amin' ny hohony ka mahatonga ny hoho ho menamena (Impatiens balsamina L. na I. notitangore Balsaminacées na I. Sultani Hook)
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] the name of an herb. Impatiens sp. [Corruption of the Fr. Balsamine.]
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.196] (du français « balsamine ») Nom de plusieurs impatiens cultivés pour leurs fleurs, notamment Impatiens balsamina L., Impatiens noli-tangere L. et Impatiens sultanii Hook. f. (Balsaminaceae). Ils se sont souvent échappé des cultures et naturalisés dans les agglomérations urbaines. [Merina]
Voambolana  6  Haizavamaniry: ahitra
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (2/2)9  Benjamina
Sokajin-teny  10  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  11  [2.996] Benjamin
Fanazavàna teny frantsay  12  [2.996] Benjamin
Ohatra  13  ny zana-dRahely kosa dia Josefa sy benjamina [2.996]
Voambolana  14  Soratra Masina
Anaran' olona 
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  16  Toko sy andininy momba Benjamina
Lahatsoratra  17  Randzavola: Benjamina ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  18  benjamina, jambenany

Nohavaozina tamin' ny 2024/09/10