Teny iditra (1/3) | 1 besofina |
Singan-teny | 2 be, sofina |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Zavamaniry fanao kofehy ny hodiny |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] [Sihanaka]
A shrub. Pavonia bojeri, Baker. Same as tsontsona |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.196] [Merina, Sakalava, Sihanaka, Tsimihety]
(de be : grandes et sofina : oreilles ; nom donné à des plantes dont le pétiole porte à la base des grandes stipules ou auricules). Nom donné à plusieurs plantes fournissant des fibres textiles : -- Triumfetta rhomboidea Jacq. (Malvaceae) -- Urena lobata L (Malvaceae) -- Pavonia urens Cav. (Malvaceae). par extension, une autre plante à fibres textiles très appréciée autrefois en Imerina : Obetia radula (Baker) Baker ex B.D. Jacks.(Urticaceae) [Merina] |
Ohatra |
7 Noravan' i Dada manontolo mihitsy ny tafo, izahay sy Feno nitady tady besofina tany an-tsaha, i Neny sy Manana kosa namoaka ny entana tao an-trano nahahy. [2.472] |
Voambolana |
8 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Teny iditra (2/3) | 11 besofina |
Sokajin-teny | 12 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
13 [1.196] [Betsimisaraka]
(la grande foliaire présente deux grandes auricules, résultant de l'évolution de la languette oppositipétiole ; ce sont ces auricules qu'on appelle sofina : oreilles, en malgache). Chrysalidocarpus auriculatus Jum. (Arecaceae). Espèce localisée dans la forêt de Masoala ; très menacée depuis le déclassement de cette réserve. Le bourgeon terminal est comestible, excellent chou-palmiste, et souvent exploité aussi pour la production de vin de palme. Ref. Perrier de la Bâthie 11942 (type de l'espèce). |
Voambolana |
14 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Teny iditra (3/3) | 16 Be Sofina |
Singan-teny | 17 be, sofina |
Sokajin-teny | 18 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny frantsay |
19 [1.3] nom fabuleux d'un roi aux oreilles de Midas |
Voambolana |
20 Fivavahana, finoana |
Fivaditsoratra | 21 besofina, Be Sofina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/25 |